Lagnonana Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo

Lanonana
Tuesday, August 18, 2026 to Saturday, August 22, 2026
In 12 days
Tananomby, Imady
Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo

Description

Noho ny fahavitan'ny tranovolan'ny ray aman-dreny dia mapandre antsika ny Agnarandray mila sy vahiny Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo fa hanao lagnonana ao Tananomby ny 18 sy 22 Aogositra 2026