Lagnonana T-DRAJAONESA

Lanonana
mardi 11 août 2026 au vendredi 14 août 2026
Dans 5 jours
Vatambe, Imady
Tera-DRAJAONESA

Description

Noho ny fahavitan'ny tragnovola, ny agnarandray ny TSIMINDRAGNA T-DRAJAONESA Vatambe dia faly mapandre antsika rehetra amin'ny lagnonana izay hatao ny 11, 13, 14 Aogositra 2026