Lagnonana Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo
Lanonanamardi 18 août 2026 au samedi 22 août 2026
Dans 12 jours
Tananomby, ImadyTaranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo
Description
Noho ny fahavitan'ny tranovolan'ny ray aman-dreny dia mapandre antsika ny Agnarandray mila sy vahiny Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo fa hanao lagnonana ao Tananomby ny 18 sy 22 Aogositra 2026