Lagonana T-Raikoto

Lanonana
mardi 11 août 2026 au vendredi 21 août 2026
Dans 5 jours
Ambohitsoa, Imady
T-Raikoto

Description

Ny T-Raikoto ao Ambohitsoa dia mampilaza antsika fa hanao famadihan-drazana sy famindrana amin'ny trano vato vao ireo ray aman-dreny izay ho atao ny faha 11, 20, 21 Aogositra 2026