Fitokanan-trano sy Famadihana T-DRABENOA sy RASENDRASOA SUZANE
Lanonanavendredi 21 août 2026 au samedi 29 août 2026
Dans 15 jours
Mangonahona, ImitoT-DRABENOA sy RASENDRASOA SUZANE
Description
Ny T-DRABENOA sy RASENDRASOA SUZANE dia faly manambara aminareo fa hitokana trano vao ary hanao famadihan-drazana ny 21, 23, 26, 27, 28 ,29 aogositra 2026 izay ho tanterahina ao Mangonahona, Imito koa manantaigna ny fahatongavantsika.