Lagnonana Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo

Lanonana
Talata 18 Aogositra 2026 ka hatramin'ny Asabotsy 22 Aogositra 2026
Afaka 9 andro
Tananomby, Imady
Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo

Mombamomba

Noho ny fahavitan'ny tranovolan'ny ray aman-dreny dia mapandre antsika ny Agnarandray mila sy vahiny Taranak'i Rafiandrana, T-Ramaorisy, T-Rasolojatovo fa hanao lagnonana ao Tananomby ny 18 sy 22 Aogositra 2026