Lagonana T-Raikoto

Lanonana
Talata 11 Aogositra 2026 ka hatramin'ny Zoma 21 Aogositra 2026
Afaka 2 andro
Ambohitsoa, Imady
T-Raikoto

Mombamomba

Ny T-Raikoto ao Ambohitsoa dia mampilaza antsika fa hanao famadihan-drazana sy famindrana amin'ny trano vato vao ireo ray aman-dreny izay ho atao ny faha 11, 20, 21 Aogositra 2026