Lagnonana T-RASOANAOMBY

Lanonana
Alatsinainy 10 Aogositra 2026
Rahampitso
Amboaramena, Imady, Ambositra
T-RASOANAOMBY

Mombamomba

Ny Agnarandray ao Belagny ny T-RASOANAOMBY dia hahatsiaro Ray hahatsiaro Reny efa lasa koa manasa antsika Imady telo toko ao Amin ny kianjan'ny firaisankina Amboaramena ny 10 aogositra. Koa afero ary ny omby sy ny tovolahy