Fitokanan-trano sy Famadihana T-DRABENOA sy RASENDRASOA SUZANE

Lanonana
Zoma 21 Aogositra 2026 ka hatramin'ny Asabotsy 29 Aogositra 2026
Afaka 12 andro
Mangonahona, Imito
T-DRABENOA sy RASENDRASOA SUZANE

Mombamomba

Ny T-DRABENOA sy RASENDRASOA SUZANE dia faly manambara aminareo fa hitokana trano vao ary hanao famadihan-drazana ny 21, 23, 26, 27, 28 ,29 aogositra 2026 izay ho tanterahina ao Mangonahona, Imito koa manantaigna ny fahatongavantsika.